| Teny iditra | difisesy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban-drandram-bolo izay misesy midina avy any ambony ary ampiana volo kely isaky ny ampifanolanina indray mandeha ka mifampidipiditra mandady hatrany manaraka ny hodi-doha ary miraikitra sy mipetaka amin' ny loha fa tsy mba mikiraviravy na miefakefaka. (Mitovitovy amin' ny lambomiditra ihany ny difisesy, fa ny haventesan' ny sori-bolo no maha-samy hafa azy; ny difisesy dia atao koa hoe randrantarihina) [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/11/17 |
|