|
|
|
|

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
 Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [1.1]
 A border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [1.2]

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
 A mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
Voambolana 

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
 Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [1.1]
 Turning aside [1.2]
 A turning aside [1.7]
 Action de s'esquiver [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra dify
Sokajin-teny mpamaritra
 Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [1.1]

Teny iditra dify
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tanala] Ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [1.78]
Tovy hevitra difike

Teny iditra dify
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Famatorana rary [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/01