|
|
|
|

Teny iditra dila
Sokajin-teny mpamaritra
 Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1]
  [Tambahoaka] Nidify [1.78]
  [Provincial] Not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2]

Teny iditra dila
Sokajin-teny anarana
  [Bara] Ampombo [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra lila

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/06