| Teny iditra | dilotra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Feo re avy amin' ny fifampikasohan' ny zavatra roa samy mafy; feo midridroka, na mikarantsana noho ny fikasohana [1.1] | ||
| [1.2] | ||
| Grincement, son strident ; friction, frottement [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/26 |
|