|
|
|
|

Teny iditra dimy
Sokajin-teny mpamaritra
 Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila [1.1]
 [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima]
[Provincial] limy is used in the provinces [1.2]
 Five [1.2, 1.7]
 Cinq
  5
V [3.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470]
2Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471]
Tovy hevitra limy
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03