|
|
|
|

Teny iditra dinaka
Sokajin-teny anarana
 Vely, daboka, famonoana amin' ny kapoka [1.1]
 Flogging, beating violently. See havokavoka [1.2]
 Action de battre violemment [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : dinaka, dinako, dinakao, dinany, dinatsika, dinakay, dinakareo, dinak', dina-, dinaky

Teny iditra dinaka (daka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 [passive with infix] [1.2]
 Qui a reçu la ruade, renforcé par une pièce [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dinaka, dinako, dinakao, dinany, dinatsika, dinakay, dinakareo, dinak', dina-, dinaky
Ny lasa : nodinaka, nodinako, nodinakao, nodinany, nodinatsika, nodinakay, nodinakareo, nodinak', nodina-, nodinaky
Ny hoavy : hodinaka, hodinako, hodinakao, hodinany, hodinatsika, hodinakay, hodinakareo, hodinak', hodina-, hodinaky
Tovy hevitra voadaka

Teny iditra dinaka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Fanarian-drano an-dakana [1.78]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/11