|
|
|
|

Teny iditra dinidinika (dinika)
Sokajin-teny anarana
 Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Mitovy hevitra: tapatapak' ahitra. [1.1]
 Examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte [1.3]
Ohatra 
1Dinidinika ambany tafo ihany. [2.245]
2Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao. [2.270]
3Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany. [2.508]
4Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05