| Teny iditra | dinta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1] | ||
| A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2] | ||
| A leech [1.7] | ||
| Sangsue [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|