|
|
|
|

Teny iditra ditina (dity)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Akambana sy araikitra amin' ny dity [1.1]
 Qu'on rend gluant, qu'on pétrit [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ditina, ditiko, ditinao, ditiny, ditintsika, ditinay, ditinareo, ditin', ditin-, ditim-, diti-
Ny lasa : noditina, noditiko, noditinao, noditiny, noditintsika, noditinay, noditinareo, noditin', noditin-, noditim-, noditi-
Ny hoavy : hoditina, hoditiko, hoditinao, hoditiny, hoditintsika, hoditinay, hoditinareo, hoditin', hoditin-, hoditim-, hoditi-
Filaza mandidy : ditio
Tovy hevitra ditiana

Teny iditra ditina
Sokajin-teny anarana
  [Merina] (corruption de dintinina). Symphonia sp. (Clusiaceaes). [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31