|
|
|
|

Teny iditra dodonana (dodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Asaina mandeha haingana: Dodony izy fa hariva ny andro
Terena, poretina: Tsy navelako fa nododonako mba handoany volako ilay Rangahy [1.1]
 To be hurried, to be urged along [1.7]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dodonana, dodonako, dodonanao, dodonany, dodonantsika, dodonanay, dodonanareo, dodonan', dodonan-, dodonam-, dodona-
Ny lasa : nododonana, nododonako, nododonanao, nododonany, nododonantsika, nododonanay, nododonanareo, nododonan', nododonan-, nododonam-, nododona-
Ny hoavy : hododonana, hododonako, hododonanao, hododonany, hododonantsika, hododonanay, hododonanareo, hododonan', hododonan-, hododonam-, hododona-
Filaza mandidy : dodony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20