| Teny iditra | donendrina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tsy mahalala na inona na inona fa bado sy adaladala. [1.1] | ||
| Stupid, simpleminded [1.7] | ||
| Maladroit, entrepris, simple, sot, nigaud [1.3] | ||
| Hébété [1.8] | ||
| Ohatra | lany ve, hono, ny hambo no ny ratsy no manitsa-doha, ny malemy no be fila kisa, ny donendrina no avy manitsaka?
[1.302] | |
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/04/12 |
|