| Teny iditra | dongona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana. [1.1] | ||
| Vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra [1.13] | ||
| [Tankarana] Bosses du terrain. [1.19] | ||
| Lave solidifiée [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | dongon-tany | |
| Teny iditra | dongona | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Came [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|