|
|
|
|

Teny iditra dy
Sokajin-teny anarana
  dina [1.2]
  [Tankarana] Amende pour violation de contrat ; infraction à une loi ; convention ; voeu. [1.19]
Tovy hevitra dina

Teny iditra dy
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Dia, tsy tamana [1.78]
  [Provincial] Wild, roving, savage [1.2]
  [Taisaka] Sauvage (animaux) [1.82]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Dy
Sokajin-teny anarana (eva)
 Singa mivaingana, faha-66 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
 Dysprosium. [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07