|
|
|
|

Teny iditra ebo
Sokajin-teny anarana
 Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1]
 Boasting, showing off [1.7]
 Vanité [1.8]
Tovy hevitra eboebo

Teny iditra ebo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Tankarana] Qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [1.19]

Teny iditra ebo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Bara] Diso, tsy marina [1.78]

Teny iditra ebo
Sokajin-teny mpamaritra
  [Masikoro] Kamo [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21