|
|
|
|

Teny iditra ela be
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ela, be
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fahiny
Ohatra 
1Ela be taty aoriana, tadidiko iny resaka iny. [2.472]
2fantatro fa zavatra tsy maintsy hitranga eo amin' ny fiainana, saingy mbola any aoriana ela be any izany, ka hadalana ny hamantoka ny saina aminy. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08