| Teny iditra | Elie
![]() | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Ohatra | Harioley - anarana indrana nentin' i Raharolahy Elie (1901-1949) - dia mpanoratra tantara foronina ikoizana amin'ny fahaizany mamolaka ny teny amin ny hevitra tiany hambara.
[2.314] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/11/01 |
|