|
|
|
|

Teny iditra Emma
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]

Teny iditra EMMA
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
 Jereo Ezaka Marina Mampandroso Antsika [3.1]
Voambolana 
Ohatra Mampanantena ny Malagasy sy ireo mpiaradia ao amin’ny Ezaka Marina Mampandroso Antsika (EMMA) ary ireo mpanohana ny tenanay fa mitohy hatrany ny asa ary miroso hatrany amin’ny fampandrosoana isika na inon-kidona na inon-kihatra. [5.mg.https://www.tiatanindrazana.mg/politique/dr-rasolovoahangy-roseline-emma-br-mila-mandray-fitondrana-aloha-10746.php]
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/08