|
|
|
|

Teny iditra erà
Sokajin-teny anarana
 Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1]
 Amont [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra ira
Tohi-kevitra 

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Filazana [1.78]
  [Bara] Fifanarahana [1.78]
 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
 Consent, permission [1.7]
 Permission [1.3, 1.8]
 Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3]
 Action de demander la permission [1.8]
  [Taisaka] Avis [1.82]

Teny iditra era
Sokajin-teny anarana
 Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12