|
|
|
|

Teny iditra etony
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Milaza sy manondro ny toerana misy ny tena na eny akaiky [1.1]
 Ici, là [1.3]

Teny iditra etôny
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Tanosy] Ambadika ao [1.78]

Teny iditra etony (etona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana etonana [Fitanisana]
  [1.1]


Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17