| Teny iditra | Eucalyptus
![]() | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Eucalyptus amygdalina : kininina Eucalyptus camaldulensis : kininina lahy Eucalyptus citriodora : kinina-oliva, kininina manitra, kininina oliva Eucalyptus globulus : biligoma, bilogoma, kininina Eucalyptus grandis : kininina fotsy Eucalyptus robusta : kininina, kininina mena, kininina vavy Eucalyptus saligna : kininina | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15 |
|