|
|
|
|

Teny iditra fadidiro (fadiditra (diditra))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fadidirana [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Fadidiro io rantsankazo io [1.1]
2Fadidiro kofehy io entana io sao miboraka [1.10]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17