|
|
|
|

Teny iditra fadifady (fady)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [1.2]
 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra 
1Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [2.245]
2Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11