| Teny iditra | fadiranovana | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Singan-teny | fadirana, ovana | ||||
| Enti-milaza olona alana faditra amin'ny ovana, izany hoe olona tra-pahoriana na mampalahelo izaitsizy; mahantra fara fahoriana [1.1] | |||||
| Infortuné, misérable au dernier point [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Tsipelina hafa | fadirana ovana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
|