|
|
|
|

Teny iditra fafazo (fafy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fafazana [Fitanisana]
Ohatra 
1Fafazo rano ny tsihy (Eparpillez de l’eau sur la natte) [1.3]
2Alohan'ny handehanana eny an-tsaha na any anaty ala izay ahitana be indrindra ireo dia fafazo solifara ny hoditra - indrindra ny ranjo na ny kitrokely, hatotanana, andilana ary ny tenda. [2.424]

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/09