|
|
|
|

Teny iditra fafy katrana
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny fafy, katrana
 Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo [1.1]
 Fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
Fafy gaboraraka [1.13]
 Sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced. [1.2]
 Riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau [1.3]
 Méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
Dilapidation [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12