| Teny iditra | fahafahana (afaka) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony [1.1] | |||||
| Freedom, liberty [1.7] | |||||
| Liberté [1.3, 1.8] | |||||
| Affranchissement [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|