| Teny iditra | fahakingana (kinga) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | ||
| Cleverness, quickness [1.7] | ||
| Habileté, adresse [1.8] | ||
| Ohatra | Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany.
[2.470] | |
| Tovy hevitra | fahakinga ~ hakinga | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |
|