|
|
|
|

Teny iditra fahamaizinana (maizina (aizina (izina)))
Sokajin-teny anarana
 Darkness [1.7]
 L'obscurité [1.3]
 Obscurité, ténèbres [1.8]
Ohatra 
1Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324]
2Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4]
Tovy hevitra hamaizinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20