| Teny iditra |
fahamboniana
(ambony)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Greatness, superiority [1.7]
|
| | Grandeur, supériorité [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa.
[2.588]
|
| 2 | Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao.
[1.369]
|
|
|