| Teny iditra | fahandro (handro) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao [1.1] | ||
| Teny iditra | fahandro (handro) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/03 |
|