| Teny iditra | fahanginana (gina) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Toetran' ny zavatra mangina, tsy andrenesana feo na tabataba, tsy fisiana tabataba: Ny fahanginana no itiavako monina etỳ ambanivohitra / Mahalasa vinany ny fahanginana etỳ ambanivohitra (tsy tokony hafangaro amin' ny fanginana: tsy fitenenana) [1.1] | |||||
| Silence; quiet; loneliness [1.7] | |||||
| Silence [1.8, 1.5] | |||||
| Action de se taire; solitude [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Tovy hevitra | fanginana ~ hanginana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|