|
|
|
|

Teny iditra faharazana (razana)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny faha, razana
 Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana [1.1]
 In ancestral times [1.2]
 Du temps des ancêtres [1.3]
Ohatra Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana. [2.113]
Haiendriteny 
Tsotra : faharazana
Tovonana : -paharazana

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15