Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fahasahi
ra
nana
(
sa
hi
rana
)
Sokajin-teny
anarana
A state of embarrassment, lack or perplexity
[
1.7
]
L'embarras
[
1.3
,
1.8
]
Le tracas
[
1.3
]
Voambolana
Ohatra
1
Izay olona anankiray hisasaran'ny fanjakana, nefa ny
fahasahiranany
eto an-toerana aza ity fatratra.
[
2.324
]
2
Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny
fahasahiranana
isan-karazany tsy mety tapaka.
[
2.470
]
Haiendriteny
Tsotra :
fahasahiranana
, fahasahiranako, fahasahirananao, fahasahiranany, fahasahiranantsika, fahasahirananay, fahasahirananareo, fahasahiranan', fahasahiranan-, fahasahiranam-, fahasahirana-
Tovonana :
-pahasahiranana, -pahasahiranako, -pahasahirananao, -pahasahiranany, -pahasahiranantsika, -pahasahirananay, -pahasahirananareo, -pahasahiranan', -pahasahiranan-, -pahasahiranam-, -pahasahirana-
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20