| Teny iditra | fahasalamàna (salama) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena [1.1] | |||||||||
| The state of one's health; good health [1.7] | |||||||||
| Santé [1.3, 1.8] | |||||||||
| Paix, bonheur [1.3] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Tovy hevitra | hasalamàna | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |
|