|
|
|
|

Teny iditra fahasemporana (sempotra)
Sokajin-teny anarana
  [1.1]
 Essoufflement, suffocation [1.3]
Ohatra Dia notantarainy tamin'ny sahona ny maizim-pito nanarona azy, ny fahasemporana sy fahatoranana nihatra taminy. [1.251]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06