|
|
|
|

Teny iditra fahatanjahana (tanjaka)
Sokajin-teny anarana
 Toetra ananan' ny olona matanjaka; manana herim-batana (mitovy amin' ny hoe "taniaka" ihany): Mbola ao anatin' ny taonan' ny fahatanjahana ianao izao, ka mahaiza manararaotra izany amin' ny asa [1.1]
Tovy hevitra hatanjahana

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23