| Teny iditra | fahatezana (teza) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [1.1] | ||
| Faharetana ela [1.13] | ||
| Durabilité [1.13] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|