|
|
|
|

Teny iditra fahatsorana (tsotra)
Sokajin-teny anarana
 Straightforwardness, plain speech [1.7]
Ohatra 
1Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [2.4]
2Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/17