|
|
|
|

Teny iditra fahavoazana (voa)
Sokajin-teny anarana
 Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [1.1]
 Defeat, failure, misfortune [1.7]
 Défaite, insuccès, malheur [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20