| Teny iditra | fahazotoana (zoto) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Toetran' ny olona mazoto; harisihana, faharisihana: Arakaraka ny fahazotoanao amin' ny asa no itomboan' ny karamanao [1.1] | ||
| Zeal, diligence [1.7] | ||
| Zèle, diligence [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | hazotoana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|