| Teny iditra | fahitana (hita) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Ny maso Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1] | |||||||
| Sight, vision [1.7] | |||||||
| La vue, l’instrument [1.3] | |||||||
| La vue; une vision [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Mpanahaka | fanamboloana ~ fandrenesana ~ fitsapana ~ fitsiroana | ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|