| Teny iditra | fakon' olona | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fako, olona | |
| Olona tsinontsinona, tsisy antony, indrindra ara-panahy sy ara toe-tsaina Faikan' olona, tsaikan' olona [1.1] | ||
| Tovy hevitra | faikan' olona ~ tsaikan' olona | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |
|