| Teny iditra | famafana (fafa) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanesorana ny loto, ny fako; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako: Ilay kifafa bory no famafana ny lalantsara [1.1] | ||
| Teny iditra | famafana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Espacement [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|