| Teny iditra | famahoahana (vahoaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo Fametrahana ho takatry ny vahoaka, fampielezana amin' ny vahoaka: anisan' ny zava-dehibe eo amin' ny fampandrosoana ny famahoahana ny fampianarana [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|