|
|
|
|

Teny iditra famaky (vaky)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
 Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]

Teny iditra famaky (vaky)
Sokajin-teny anarana
 Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
 An axe, a hatchet. [1.2]
 An ax, a cleaver [1.7]
 Hache [1.3, 1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny voan' ny famaky mandoa lasiray. [1.437]
2Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy. [2.332]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16