|
|
|
|

Teny iditra famaly (valy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamaly
Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [1.1]
 Ce qu'on peut répondre
Manière de répondre [1.3]
Ohatra Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]
Haiendriteny 
Tsotra : famaly, famaliko, famalinao, famaliny, famalintsika, famalinay, famalinareo, famalin', famalin-, famalim-
Tovonana : -pamaly, -pamaliko, -pamalinao, -pamaliny, -pamalintsika, -pamalinay, -pamalinareo, -pamalin', -pamalin-, -pamalim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20