|
|
|
|

Teny iditra famango (vango)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na mifofotra miasa
Azo vangoana [1.1]
 Ce qu’on peut battre, manière de battre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07