|
|
|
|

Teny iditra fambolena (voly)
Sokajin-teny anarana
 Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1]
 Agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13]
 Action de planter, de cultiver [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332]
2Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11