| Teny iditra | fambonoka (bonoka) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entina mambonoka, mandrakotra lamba mba hanafanana Azo bonohina, azo rakofana mba hafana [1.1] | ||
| Qu’on peut recouvrir, manière de couvrir [1.3] | ||
| Tsipelina hafa | fanabonoka [1.3#87] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/11 |
|