|
|
|
|

Teny iditra famelabelarana (velabelatra (velatra))
Sokajin-teny anarana
 Fizarana lehibe indrindra ao anaty famakafakana lohahevitra [1.13]
 Développement [1.13]
Ohatra 
1Tsy nanao famelabelarana antsipiriany isika [2.245]
2Manaraka ny fanolorana dia mandeha ny famelabelarana sy ny fanazavana ilay lohahevitra [2.606]
3Ataoko fa azonareo ny famelabelarana ny toe-draharaha any Antananarivo, nataoko tamim-pahiratan-tsaina tokoa [2.270]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20